Mianara

Mianara teny vahiny haingana ary mahomby amin’ny fotoana izay itiavanao azy.

Milalaova

Mitatadia fiteny sy voambolana miaraka amin’ny mpialalao manerana izao tontolo izao

Ampiharo

Ampiharo ary mahazoa taratasy manamarina an’ireo rehetra fiteny misy ato

Mianara fiteny vahiny miaraka amin'ny Lingo Play

Fiteny inona no tianao hianarana?

Anglisy (Amerikanina and Britanika), Allemanina, Frantsay, Spanish, Italianina, Portuguese (Portuguese and Brazil), Korean, SInoa, Japanese, Vietnamese, Indonesian, Thai, Hindi, Hebrew, Norwegian, Polish, Czech, Slovak, Swedish, Finnish, Dutch, Danish, Hungarian,Greek, Romanianina, Turkish, Rosianina, Arabo

Mianara fiteny vahiny eto amin'ny tranokala

Milalao sa mianatra no tianao?

Ho hitanao ahoana no mianatra fiteny vahiny haingana ary mora na mitadidy ireo fiteny na voambolana miarka amin’ireo mpialalao manerana izao tontolo izao.

Fitaovana fianarana fiteny Lingo Play Lesona fampidirana ary samihafa dia voavolavola ho an’ireo mpianatra izao mbola vao manomboka sy ho an’ireo efa alavidavitra. Ianao dia hahita arivo fiteny sy voambolana izay ho mora sy ho tsara tadidinao.

Mianara , milalaova ary ampiharo ireo fiteny vahiny miaraka amin’ny Lingo Play.

Lingo Play Fanampiny

  • null

    Milalaova eto amin'ny tranokala

    Hàsao ny namanao ary miara-milalao no sady mianatra ireo fiteny vahiny .

  • null

    Ampio

    Ampio ireo voambolanao

  • null

    Naoty sy loka

    Mandraisa amin’ny fifaninànana ary mahazoa loka

  • null

    Mianara lesona

    Ho hitanao ireo arivo voambolana sy fitenin’ireo fiteny vahiny.

  • null

    Fifaninànana

    Mifaninàna miaraka amin’ireo mpilalao manerana izao tontolo izao

  • null

    Mahazoa taratasy fanamarinana

    Vitao ny fianaranao eto amin’ny Lingo ary mahazoa taratasy fanamarinana ho an’izay fiteny vahiny nianaranao.

  • null

    Play online

    Hàsao ny namanao ary miara-milalao no sady mianatra ireo fiteny vahiny .

  • null

    Fifaninànana

    Mifaninàna miaraka amin’ireo mpilalao manerana izao tontolo izao

  • null

    Naoty sy loka

    Mandraisa amin’ny fifaninànana ary mahazoa loka

  • null

    Mianara lesona

    Ho hitanao ireo arivo voambolana sy fitenin’ireo fiteny vahiny.

  • null

    Ampio

    Ampio ireo voambolanao

  • null

    Mahazoa taratasy fanamarinana

    Vitao ny fianaranao eto amin’ny Lingo ary mahazoa taratasy fanamarinana ho an’izay fiteny vahiny nianaranao.

Azo alaina ao amin'ny Apple Store sy Google Play

Hianaro ireo fiteny miaraka amin’ny Lingo Play. Andramo dieny zao!
learn-languages-with-lingo-4

Mianara fiteny vahiny haingana ary mahomby!

Karatra fianarana

Ny karatra fianarana dia lalana mahomby amin’ny fianarana fiteny haingana ary koa amin’ny fitadidiana voambolana.

Voamboalana

Hahita arivo voambolana ianao ary manampy ireo voambolana efa hainao

Teny

Mianara teny sy karazan’teny manampy anao hiteny mazava tsara amin’ny vava.

Fitsapàna

Mandalova fitsapàna mba hahazoana taratasy fanammarinana
learn-languages-with-lingo-5

Midira eto amin'ny fiara-monin'i Lingo

Alaivo ilay fitaovana amin'ny tranokala

Alaivo ilay fitaovana fianarana fiteny Lingo Play dia azo alaina ho an’ny finday sy tableta ao amin’ny Apple Store sy Google Play”}” Download language learning app Lingo Play which is available for smartphones and tablets in Apple Store and Google Play

Midira amin'ny kaontinao

Midira amin’ny kaotinao mba hifandraisan’ireo tahirin-kevitra ao anaty solosaina ary mitadidy ireo lalana efa nandalovanao ao anatin’ny Servera an’i Lingo.

Zarao amin'ny namanao!

Efa an tapitra no efa nampiasa an’i Lingo, no sady nilalao sy nianatra niaraka tamin’ireo namana. Hasao ny namanao mba hiditra ato!

Alefasoclear

Get Lingo Play on Apple Store or Google Play

Alaivo Lingo Play App dieny zao!

Lingo Play dia fitaovana mahaliana sy mahomby amin’ny fianarana fiteny vahiny sy fitadidiana ireo fiteny amin’ny teny Anglisy Frantsay Allemanina Español Português Italianina 日本語 中文 Korean Русский العربية Türkçe.

Tadiavo ny teninao na izay tianao hianarana!

Lingo Play Ltd / Hong Kong

info@lingo-play.com

Lingo Play Ltd / Hong Kong

info@lingo-play.com